Tongasoa eto amin'ny "tsena hitika, ilay tsena malagasy amin'ny internet" !

Tsena hitika dia sehatra iray ahafahan'ny mpandraharaha misera, mizara ary mihaona amin'ny halalan'ny internet. Ivo tranonkala iray mampisongadina ny fifanakalozana ara-mpandraharahana ho an'ireo rehetra miasa ao amin'ny sehatry ny fandraharahana. Noho izany dia hasaina ianao hitsidika sy hamaky ireo pejy rehetra anatin'ity tranonkalam-pifandraisana ity ary ahita ny soa zahavinao amin'ny asa izay ataonao.

Ry Mpivarotra ! Mitady mpanjifa bebe kokoa ve ianao ? henoy ary ny tinady ary valio ny hetahetan'ireo mpanjifa.
Ry Mpanjifa ! Fantaro ireo mpamokatra sy ireo mpanjifa hafa ahafahanao mamantatra ny tolotra eo amin'ny tsena.

Ity tranonkala ity dia mifototra amin'ny fampielezana dokam-barotra na filazana majinika, nefa misy sehatra ahafahana misera sy mireska mivantana ihany koa. Io sehatra io dia mirindra tahaka ny tsena tena izy mihintsy, ka hifanakalozana zavatra sy hevitra maro. Aza misalasala ary miresaka amin'ireo mpanjifa sy mpamokatra eto amin'ity tsena hitika tranonkala ity.

Mba hazahoanao ny firindran'ny tranonkala dia jereo eo ambanin'ity peky ity (NB.) ireo fepetra mifehy ny fampiasana ny tranonkala.
Farany, misorata aza anarana amin'ny tranonkala dia midira sy misera ao amin'ny tsenahitaka, ary mametra dokam-barotra majinika hampandrosoa ny asanao.