Aza manao vava azon’Andriamanitra.
Aza manao fampanantenana (toa ireo natao) amin’Andriamanitra.
Izany hoe ny fampanantenana poakaty toy ny voady natao tamin’Andriamanitra mba hahazoana sitraka dia avelantsika fanatanterahana azy.

Mamela hafatra


FANAMARIHANA -Afaka mampiasa ireto ianao HTML tags and attributes:
<a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <s> <strike> <strong>