Na dia manarona akoho aza, raha mby amin’ny omen’Andriamanitra dia manana.
Na dia rehefa manarona ny zanak’akohonao aza ianao dia hahomby, raha ankasitrahan’Andriamanitra izany.
Izany hoe tsy hisy loza hanjo azy; manondro ny fomba fanao manarona ny akoho vavy mikotrika sy ireo zanany.

Mamela hafatra


FANAMARIHANA -Afaka mampiasa ireto ianao HTML tags and attributes:
<a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <s> <strike> <strong>