Sikidin-dRahivina: raha tsy lahy, vavy.
Ny vinavina ataon’izay mikifikifi-doha (ny mpanandro) dia hoe raha tsy zazalahy ilay izy dia zazavavy.
Fantatry ny rehetra ny zavatra rehetra, ka tsy zavatra mitombona ny sikidy.

Mamela hafatra


FANAMARIHANA -Afaka mampiasa ireto ianao HTML tags and attributes:
<a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <s> <strike> <strong>