Tag Tahiry: mampandihy

Aza mila voa tsy ary, toy ny mpisikidy mampandihy ny marary.
Aza mangataka ny tsy azo atao tahaka ny mpanandro maniry hampadihy marary (alohan’ny hilazana azy ny fahasitranany).