Tag Tahiry: voa tsy ary

Aza mila voa tsy ary, toy ny mpisikidy mampandihy ny marary.
Aza mangataka ny tsy azo atao tahaka ny mpanandro maniry hampadihy marary (alohan’ny hilazana azy ny fahasitranany).